|
|
|
|

Entrée1  akoran-javatra
Mots élémentaires  2  akora, zavatra
Partie du discours  3  locution
Vocabulaire  4  Economie: (en général)
Explications en malgache  5  Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
6  akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Explications en français  7  matières premières [1.13]
Synonymes  8  akoram-bokatra, akoran-draha

Mis à jour le 2023/12/12