|
|
|
|

Entrée1  akoran-javatra
Mots élémentaires  2 akora, 3 zavatra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
6 akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Explications en français  7 matières premières [1.13]
Vocabulaire  8  Economie: (en général)
Synonymes  9 akoram-bokatra, akoran-draha

Mis à jour le 2025/09/12