|
|
|
|

Entrée1  akoralava
Mots élémentaires  2  akora, lava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
Explications en anglais  5  [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
6  prolonged or continuous shouting; [1.7]
Explications en français  7  acclamations sans fin [1.8]
Exemples  8  akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
9  Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508#183]
10  akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643#103]
Autres orthographes  11  akora lava

Mis à jour le 2023/05/31