|
|
|
|

Entrée1 akobaka
Radical  2kobaka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika.
5Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka. [1.1]
Explications en anglais  6to be agitated (of water). [1.7]
Explications en français  7qu'on agite. [1.8]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Anagrammes  12 akobaka, 13 kaboaka

Mis à jour le 2025/09/12