Entrée akeky
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en français Voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [1.3]
Exemples 
1Ny zavatra ao akeky ny fantsakana [2.48]
2dia akeky alakarabo andro vokatra [2.48]
3Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany [2.59]
Morphologie 
Simple : akeky, akekiko, akekinao, akekiny, akekintsika, akekinay, akekinareo, akekin', akekin-, akekim-
Dérivés 
Mots composés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/27