Entrée | 1 akatona |
Radical | 2 katona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be closed, as a door [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on ferme, (comme une porte) [1.8] |
Exemples |
7 Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
[2.4#]
|
Morphologie |
|
Illustrations |
|
Anagrammes | 12 akantao, 13 akatona, 14 akotana, 15 antaoka, 16 atakona, 17 atokana, 18 atonaka, atonàka |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |