Entrée (1/3) | 1 akata |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 bozaka [Taimoro]
[1.78] 4 [Tanala] 5 ahitra [Bara] [Tanosy] 6 [Tanala] 7 karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Taimoro] 8 vilona [Bara] 9 forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala] [Tanosy] 10 Lobolobona hazo madinika 11 Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] 12 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] |
Explications en anglais |
13 a grass used for forage [1.2] |
Explications en français |
14 savane arbustive [1.13] 15 Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava] 16 : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Taisaka] [1.196] |
Exemples |
17 Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126] 18 Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54] |
Vocabulaire |
19 Botanique |
Analogues | 20 ahitra, bozaka |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 23 akata |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1] |
Explications en anglais |
26 rice in the husk [Provincial]
[1.2] |
Explications en français |
27 riz dans son enveloppe [1.3] |
Vocabulaire |
28 Botanique 29 Economie: agriculture |
Autres orthographes | 30 akatatra |
Entrée (3/3) | 31 akata |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 akalana vay [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrammes | 34 akata, ataka |
Mis à jour le 2020/07/31 |