|
|
|
|

Entrée (1/4)1  akata
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antemoro+Tanala+Tanosy] bozaka
4 [Bara+Tanala+Tanosy] ahitra
5 [Antemoro] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango)
6 [Bara] vilona
7 [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78]
8 Lobolobona hazo madinika
9 Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1]
10 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13]
Explications en anglais  11 a grass used for forage [1.2]
Explications en français  12 savane arbustive [1.13]
13 [Sakalava] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
14 [Taisaka]  : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196]
Exemples  15  Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126]
16  Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54]
Vocabulaire  17  Botanique
Analogues  18  ahitra, 19  bozaka
Tous les mots composés  20  3 combinaisons de ce mot

Entrée (2/4)21  akata
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1]
Explications en anglais  24 [Provincial] rice in the husk [1.2]
Explications en français  25 riz dans son enveloppe [1.3]
Vocabulaire  26  Botanique 27  Economie: agriculture
Autres orthographes  28 akatatra

Entrée (3/4)29  akata
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31 [Antambahoaka] akalana vay [1.78]

Entrée (4/4)32  akata
Partie du discours  33  nom
Explications en malgache  34 [Masikoro] ravin-kazo mandady amin'ny tany [2.606#151]

Anagrammes  akata, 35 Atàka, Ataka, ataka, 36 Kaata

Mis à jour le 2026/02/20