Entrée | 1 akarina |
Radical | 2 akatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors. [1.2] 6 to be lifted up [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut [1.8] |
Exemples |
8 Rehefa izany dia akarina ny saina.
[2.508#]
9 Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. [2.643#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot akarina |
Anagrammes | 15 akarany, 16 akarina, 17 araka ny |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |