| Entrée | 1 akapoka |
| Radical | 2 kapoka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika.
5 Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany. [1.1] |
| Exemples |
6 Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy.
[2.356#]
7 fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy. [2.588#] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 akapoka, 13 akopaka, 14 kapaoka, 15 kapoaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|