|
|
|
|

Entrée (1/4)1  akany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tranom-borona [1.1]
Explications en anglais  4  the nest or roosting place of wild birds. [1.2]
5  a nest [1.7]
Explications en français  6  nid [1.8]
Vocabulaire  7  Zoologie: (en général)
Morphologie 
8  Simple :
Phytonymes 
Article  10  Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
11  12 

Entrée (2/4)13  akany
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
Explications en anglais  16  a youth center. [1.7]
Explications en français  17  foyer (pour les jeunes). [1.8]

Entrée (3/4)18  akañy
Partie du discours  19  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  20  any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka] [1.78]
21  any [Sihanaka] [1.78]

Entrée (4/4)22  akany
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  ady, fifandirana [Bara] [1.78]
25  [akañy] Fifandirana [Taisaka] [1.78]
26  Fifandirana [Tanosy] [1.78]
Explications en français  27  [akañy] argumentation, discussion [Taisaka] [1.82]
Dérivés 
28  Verbes actifs :
Synonymes  29  ankany

Anagrammes  30  aanky, akain, akañy, akany, anaky, anika, ankay, Ankay, inaka, kaina, kiana, nakai, nakia, niaka

Mis à jour le 2022/07/30