Entrée |
akambana
(kambana)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra ¶ Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra ¶ Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be joined together [Hallanger 1973]
|
Traduction française | qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
akambana
akambako
akambanao
akambany
akambantsika
akambanay
akambanareo
akamban'
akamban-
akambam-
akamba-
| |
nakambana
nakambako
nakambanao
nakambany
nakambantsika
nakambanay
nakambanareo
nakamban'
nakamban-
nakambam-
nakamba-
| |
hakambana
hakambako
hakambanao
hakambany
hakambantsika
hakambanay
hakambanareo
hakamban'
hakamban-
hakambam-
hakamba-
| |
akambano | |
|
Citations |
|