Entrée | 1 akaikikaiky |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Radical | 3 akaiky |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Explications en malgache |
6 [1.62] tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany |
Explications en français |
7 [1.3] [akekikeky] assez proche, assez près |
Exemples |
8 [1.62] Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha 9 [2.472] Nanatona akaikikaiky izy hitazana. |
Autres orthographes | 10 akekikeky |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |