Entrée | akademia malagasy | |
Mots élémentaires | akademia ; malagasy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy [1.1] | |
Exemples | Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara.
[1.537] | |
Ouvrages littéraires | Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins | |
Mis à jour le 2023/10/29 |