| Entrée | 1 ajoro |
| Radical | 2 joro |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao.
5 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay. [1.1] 6 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray. [1.13] |
| Explications en français |
7 mettre debout; mettre en station.
[1.13] |
| Exemples |
8 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27#]
|
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 13 Géographie: topographie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|