| Entrée | 1 ajolonjolona |
| Radical | 2 jolonjolona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: Najolonjolon-dRabe terỳ amin' ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin' ny mpitandro ny filaminana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|