Entrée ajery (jery)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy [1.1]
Exemples Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory. [2.4]
Morphologie 
Présent : ajery, ajeriko, ajerinao, ajeriny, ajerintsika, ajerinay, ajerinareo, ajerin', ajerin-, ajerim-
Passé : najery, najeriko, najerinao, najeriny, najerintsika, najerinay, najerinareo, najerin', najerin-, najerim-
Futur : hajery, hajeriko, hajerinao, hajeriny, hajerintsika, hajerinay, hajerinareo, hajerin', hajerin-, hajerim-
Impératif : ajereo
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/19