|
|
|
|

Entrée1 ajanona
Radical  2janona
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola
Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay
Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy
Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]
Explications en anglais  5 to be stopped [1.7]
Explications en français  6 qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8]
Exemples  7 sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#]
8 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 ajanona, 15 anjoana

Mis à jour le 2025/11/02