| Entrée | 1 ajanona |
| Radical | 2 janona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola.
5 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay. 6 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy. 7 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to be stopped.
[1.7] |
| Explications en français |
9 qu'on arrête, qu'on interrompt;.
[1.8] |
| Exemples |
10 sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny;
[2.59#]
11 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 17 ajanona, 18 anjoana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|