Entrée aingitraingitra (aingitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise capricious desires [Hallanger 1973]
Traduction française désirs capricieux, caprices [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [Andraina: Mitaraina]

Mis à jour le 2020/07/31