|
|
|
|

Entrée1  aingitraingitra
Radical  2 aingitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra. [1.1]
Explications en anglais  5 capricious desires. [1.7]
Explications en français  6 désirs capricieux, caprices. [1.8]
Exemples  7  Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Vocabulaire  9  Emotions

Mis à jour le 2025/09/19