|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aidina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  idina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana
Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra
Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena
Explications en anglais  10  [1.2] used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc.
11  [1.7] to be poured out
Explications en français  12  [1.3, 1.8] Qu’on verse, qu’on coule dans un moule
13  [1.3] Qu’on fait descendre, qu’on fond
Exemples  14  [2.245] aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany
15  [1.3] naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou)
16  [1.3] naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?)
17  [1.3] Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave)
18  [2.332] aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray.
Synonymes  19  voampidina

Entrée (2/2)20  aidina
Partie du discours  21  nom
Explications en anglais  22  [1.2] [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat.

Anagrammes  23  adiany, adinay, aidina, anidia, dianay, iadian, niadia

Mis à jour le 2025/08/10