|
|
|
|

Entrée1 ahohoka
Radical  2hohoka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano
Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy
Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany [1.1]
Explications en anglais  5 to be laid with the face or opening down [1.7]
Explications en français  6 à mettre l'ouverture en bas
à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) [1.3]
7 qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas [1.8]
Exemples  8 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) [1.3]
9 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02