Entrée | 1 ahodidina |
Radical | 2 hodidina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ [1.1] |
Exemples |
5 Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy.
[2.117#]
6 Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha. [2.436#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |