Entrée ahivoka (hivoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mameno
Afatratra, asesika: Nahivoka tao anaty fiara kety izy valo lahy [1.1]
Morphologie 
Présent : ahivoka, ahivoko, ahivokao, ahivony, ahivotsika, ahivokay, ahivokareo, ahivok', ahivo-
Passé : nahivoka, nahivoko, nahivokao, nahivony, nahivotsika, nahivokay, nahivokareo, nahivok', nahivo-
Futur : hahivoka, hahivoko, hahivokao, hahivony, hahivotsika, hahivokay, hahivokareo, hahivok', hahivo-
Impératif : ahivohy

Mis à jour le 2023/01/19