|
|
|
|

Entrée1 ahirina
Radical  2hirina
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty. [1.1]
Exemples  5 Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra; [2.313#]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :

Anagrammes  10 ahirina, 11 hariañy, 12 hiraina, 13 ihirana, 14 irahina

Mis à jour le 2025/09/12