Entrée | 1 ahintsana |
Radical | 2 hintsana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo 5 Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao 6 Sivanina: Ahintsana ny fasika 7 (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux [1.8] |
Exemples |
10 ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot ahintsana |
Anagrammes | 16 ahintsana, anantsiha, anatsihan, anitsahan, hantsaina, hasantany, hiantsana, nahatsany, nanatsiha, nanitsaha, natsahany |
Mis à jour le 2023/01/19 |