|
|
|
|

Entrée1  ahi-maitso
Mots élémentaires  2 ahitra, 3 maitso
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Explications en anglais  [ahimaitso] 6 Green grass [1.2]
Explications en français  7 herbe verte, fourrage vert [1.3]
8 verdure, gazon, pelouse [1.13]
Exemples  9  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulaire  10  Botanique: (en général)

Anagrammes  11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy

Mis à jour le 2025/09/12