Entrée ahavinaniana (vinany)
Partie du discours verbe relatif
Exemples mety ho teny fohy dia fohy fa mandronjona mafy, mety ho fanginana fotsiny fa mampieritreritra tampoka, mety ho teny toa tsy nahy nefa mandefona lalina, mety ho fihetsika fotsiny aza no ahavinaniana ny an-kibo tsy miloaka. [2.298]
Morphologie 
Présent : ahavinaniana, ahavinaniako, ahavinanianao, ahavinaniany, ahavinaniantsika, ahavinanianay, ahavinanianareo, ahavinanian', ahavinanian-, ahavinaniam-, ahavinania-
Passé : nahavinaniana, nahavinaniako, nahavinanianao, nahavinaniany, nahavinaniantsika, nahavinanianay, nahavinanianareo, nahavinanian', nahavinanian-, nahavinaniam-, nahavinania-
Futur : hahavinaniana, hahavinaniako, hahavinanianao, hahavinaniany, hahavinaniantsika, hahavinanianay, hahavinanianareo, hahavinanian', hahavinanian-, hahavinaniam-, hahavinania-

Mis à jour le 2023/01/19