Entrée | 1 ahahy |
Radical | 2 hahy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] |
Explications en anglais |
5 used in speaking of something dried in the sun. [1.2] 6 to be dried in the sun [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on sèche au soleil [1.8] |
Exemples |
8 ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. [2.117#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ahahy |
Citations | 14 Textes citant ahahy |
Anagrammes | 15 ahahy, hahay, hahia, ihaha |
Mis à jour le 2023/01/19 |