| Entrée | 1 ahahy |
| Radical | 2 hahy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 used in speaking of something dried in the sun..
[1.2] 6 to be dried in the sun. [1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on sèche au soleil.
[1.8] |
| Exemples |
8 ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117#]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 14 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 15 ahahy, 16 hahay, 17 hahia |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|