Entrée | 1 ahahaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 hahaka |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? |
Explications en anglais |
10 [1.2] to be scattered fig. to be vilified, to be reproached. 11 [1.7] to be scattered |
Explications en français |
12 [1.8] qu'on répand, qu'on éparpille |
Exemples |
13 [2.436#] Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ahahaka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |