Entrée ahafatra (hafatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: Izao no hahafatrao azy: asaivo tonga rahampitso vao maraina izy [1.1]
Explications en français L'objet de la commission, du message, de la recommendation [1.3]
Morphologie 
Présent : ahafatra, ahafatro, ahafatrao, ahafany, ahafatsika, ahafatray, ahafatrareo, ahafatr', ahafa-, ahafatry
Passé : nahafatra, nahafatro, nahafatrao, nahafany, nahafatsika, nahafatray, nahafatrareo, nahafatr', nahafa-, nahafatry
Futur : hahafatra, hahafatro, hahafatrao, hahafany, hahafatsika, hahafatray, hahafatrareo, hahafatr', hahafa-, hahafatry
Impératif : ahafaro

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19