|
|
|
|

Entrée1  Afrikanina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina
Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina
Explications en anglais  4  [3.1] African, Africans
Explications en français  5  [3.1] Africain, africains, africaine, africaines
Exemples  6  Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  8  afrikana
Analogues  9  afrika

Anagrammes  10  Afrikanina, nikafarany

Mis à jour le 2020/07/31