Entrée afondolo afonangatra (afo, lolo, angatra)
Partie du discours locution
Définition malgache teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [Ravelojaona 1937]
 teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [Rajemisa 1985]
Traduction française avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [Abinal 1888]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31