|
|
|
|

Entrée1  afonangatra
Mots élémentaires  2  afo, 3  angatra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Explications en français  6  feu follet [1.3]
Exemples  7  afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Vocabulaire  8  Croyances
Synonymes  9  afondolo, afonanahary, afon' ny matoatoa

Mis à jour le 2025/10/11