|
|
|
|

Entrée1  afo-mololo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo
Exemples  4  [2.895#] Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo.
Vocabulaire  5  Emotions
Mots élémentaires  6  afo, mololo

Mis à jour le 2024/12/07