Entrée | 1 afolava |
Mots élémentaires | 2 afo, lava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata) [Betsileo]
[1.1] |
Explications en anglais |
5 a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina [Betsileo]
[1.2] |
Explications en français |
6 (de afo = feu, flamme et lava = long ; allusion aux inflorescences d'un beau rouge). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae) et depuis peu, à Tananarive, Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae). La décoction de ces deux plantes est désinfectante et antispasmodique. On l'administre aux enfants qui toussent. [Merina]
[1.196] 7 [Betsileo] |
Vocabulaire |
8 Botanique: plantes médicinales |
Synonymes | 9 rombantsahona, sangasanganandevolahy, sangasanganimarina |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2024/10/14 |