|
|
|
|

Entrée1  afokasoka
Mots élémentaires  2  afo, 3  kasoka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety
voan' afokasoka: ny singany tsirairay
tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra
tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1]
Explications en anglais  6  [kasoka, rubbing.] matches. [1.2]
7  a match [1.7]
Explications en français  8  allumette [1.8, 1.13]
Exemples  9  Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12