|
|
|
|

Entrée1  afindrafindra
Radical  2 findrafindra
Partie du discours  3  nom
Allégation  4 fitsilo [2.588#]
Exemples  5  afindrafindra ny toerana anaovana io fihaonana io : indray mandeha atao any Atsimonivato; [2.588#]
6  Toy ny voninkazo ampaniriana amin' ny tavy ny fahaizana tsy mandray faka amin' ny fahalalana ny sata sy fitenin-drazan' ny tena, ka mety harevaka sy ho azo afindrafindra etsy sy eroa, fa tsy hanjary hazobe hihinanam-boa na oviana na oviana. [2.285#]

Mis à jour le 2025/11/13