|
|
|
|

Entrée1  afenina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  afina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy
Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka
Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra
Explications en anglais  11  [1.2] to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign.
12  [1.7] to be concealed
Explications en français  13  [1.3, 1.8, 1.5] que l'on cache
14  [1.3] sur quoi on garde le secret
15  [1.8] qu'on recèle
Exemples  16  [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
17  [2.48] Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina.
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot afenina
Citations  19  Textes citant afenina

Anagrammes  20  afenina, anefany, fiañena, iafenan, ifanena, nefaina, niafena, niefana

Mis à jour le 2025/08/10