| Entrée | 1 afenina |
| Partie du discours | 2 verbe passif |
| Radical | 3 afina |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
10 [1.1] Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra |
| Explications en anglais |
11 [1.2] to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. 12 [1.7] to be concealed |
| Explications en français |
13 [1.3, 1.8, 1.5] que l'on cache 14 [1.3] sur quoi on garde le secret 15 [1.8] qu'on recèle |
| Exemples |
16 [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. 17 [2.48] Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. |
| Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot afenina |
| Citations | 19 Textes citant afenina |
| Anagrammes | 20 afenina, anefany, fiañena, iafenan, ifanena, nefaina, niafena, niefana |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|