Entrée | 1 afatotra |
Radical | 2 fatotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io 5 Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be bound [1.2, 1.7] 7 to be fettered [1.2] |
Explications en français |
8 qu'on lie [1.3, 1.8] 9 qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3] 10 qu'on noue [1.8] |
Exemples |
11 Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#] 12 Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot afatotra |
Mis à jour le 2023/01/19 |