Entrée afa-po
Mots élémentaires afa- (afaka) ; -po (fo)
Partie du discours locution
Explications en malgache Manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
Leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
Miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1]
Explications en anglais Satisfied [1.2, 1.7]
 Satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2]
Explications en français Satisfait [1.8, 1.13]
 Rassasié [1.8]
 Assouvi [1.13]
Exemples Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/05