Entrée afangaro (fangaro (haro))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Exemples 
1Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
2Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
3Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
4Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313]
Morphologie 
Présent : afangaro, afangaroko, afangaronao, afangarony, afangarontsika, afangaronay, afangaronareo, afangaron', afangaron-, afangarom-
Passé : nafangaro, nafangaroko, nafangaronao, nafangarony, nafangarontsika, nafangaronay, nafangaronareo, nafangaron', nafangaron-, nafangarom-
Futur : hafangaro, hafangaroko, hafangaronao, hafangarony, hafangarontsika, hafangaronay, hafangaronareo, hafangaron', hafangaron-, hafangarom-
Impératif : afangaroy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16