Entrée (1/2) | 1 afa-karatsaka |
Mots élémentaires | 2 afaka, haratsaka |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny |
Explications en anglais |
5 [1.2] [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 afa-karatsaka |
Mots élémentaires | 12 afaka, haratsaka |
Partie du discours | 13 locution |
Explications en malgache |
14 [1.1] madio tsara tsy misy romoromony afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana |
Mis à jour le 2023/04/02 |