Entrée afakafaka (afaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62]
Exemples Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka [2.470]

Mis à jour le 2023/01/19