Entrée afakafaka (afaka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [Akademia 2005]
Exemples Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2011/12/22