|
|
|
|

Entrée1  afafy
Radical  2 fafy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ.
5 Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy. [1.1]
Explications en anglais  6 to be sown. Used of that which is cast, as the seed.. [1.2]
Exemples  7  Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. [2.117#]
8  sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. [1.353#]
9  Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. [2.649#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14 kibo afafy
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 afafy, 17 fiafa

Mis à jour le 2025/11/09