Entrée afa-drofy (afaka, rofy)
Partie du discours expression
Définition malgache afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Free from disease. [Richardson 1885]
Synonymes tsy tian-drofy
Citations 

2012/08/21